Teny iditra miozonozona (ozonozona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mianiana miantso loza raha toa ka mivadika amin' ny fianianana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miozonozona
Ny lasa : niozonozona
Ny hoavy : hiozonozona
Tovy hevitra miozona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05