Teny iditra mipaika (paika)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mandidy sy mikapa (vato): Mipai-bato no raharahan-dRabe
Miteny mafy, mandevilevy
Maneno, mitaika: Nipaika indrindra ny tamin' ny telo no nitehi-tany ny fiaramanidina
Voadidy; misy zorony mitovy sy mahitsy: Vato mipaika
Mitovy hevitra: voapaika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To chip stone; to strike as with a hammer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Frapper avec un marteau, tailler des pierres, réprimander
Sonner, comme l’horloge, faire tictac, comme la montre
(Pierres) taillées [1.3]
 Frapper avec un marteau; sonner (cloche, horloge) [1.8]
Ohatra Ny ray aman-dreny sasany mipaika vato eo an-tanàna. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipaika
Ny lasa : nipaika
Ny hoavy : hipaika
Filaza mandidy : mipaiha
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14