Teny iditra mipaka (paka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin' ity farafara ity
Tonga hatramy..., mikasika ny...: Aza atao mipaka amin' ny valindrihana ny boky fa ratsy endrika
Midona: Nipaka tamin' ny zoron-databatra ny vilia ka vaky
Mitovy hevitra: mikatroka ~ mipaika ~ mipoka
Miady: Nipaka Isambilo sy Ibalita ka nitangoronan' ny mpianatra
Mandritra ny... manontolo: Telo taona mipaka izy no tany Nosibe
Mitovy hevitra: maninjihinjy ~ maninjitra ~ manontolo ~ ngarangidina [1.1]
Ohatra Hatr' amy ny lapa-bolana mipaka dia naneky izy. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipaka
Ny lasa : nipaka
Ny hoavy : hipaka
Filaza mandidy : mipakà
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mipakà (paka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipaka [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20