Teny iditra mipalapala (palapala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Lava mitezotezo; mandeha midrahodraho noho ny halavana mampitsipaikona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mipalapala
nipalapala
hipalapala

Teny iditra mipalapala
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mitanjaka [Rakotosaona 1972]

2010/05/06