Teny iditra mipampana (pampana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsapatsapa ao amin' ny maizina na noho ny maso pahimpahina
¶ Manao an-jamba [Rajemisa 1985]
 [ mipampaña ] [Sihanaka] mitsapatsapa [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
mipampana
nipampana
hipampana

2013/05/06