Teny iditra | mipararatra (pararatra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mikararana, mitete be [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To drop, to leak [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Couler en abondance par des gouttières, par des trous [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19 |