Teny iditra mipariaka (pariaka (riaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miparitaka, mihahaka: Nipariaka teny an-tsaha ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To scatter, to run away in all directions [1.2]
Fanazavàna teny frantsay être dispersé, mis en déroute, s'éparpiller, comme des oiseaux: Nipariaka tany an-tsaha ny mpianatra rehetra (Les enfants se dispersèrent, s'éparpillèrent dans la campagne) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipariaka
Ny lasa : nipariaka
Ny hoavy : hipariaka
Filaza mandidy : mipariaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20