Teny iditra mipataloha (pataloha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy [ mipataloa ] Manao na mitondra pataloa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To wear trousers [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Porter pantalon, mettre ses pantalons [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipataloha
Ny lasa : nipataloha
Ny hoavy : hipataloha
Filaza mandidy : mipatalohà, mipatalohava
Tsipelina hafa 

Teny iditra mipatalohà (pataloha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipataloha [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31