Teny iditra mipelipelika (pelipelika)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihetsiketsika, mikivilivily atsỳ sy a [...]
¶ Tsy mipetraka tsara fa mihetsiketsika ma [...]
Mitovy hevitra: mihavatravatra ~ mihefikefika ~ mikofokofoka ~ mitrifantrifana [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to struggle, to shuffle, to be wanton; to wag, as the tail. [Richardson 1885]
   to wag [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   s'agiter en divers sens, remuer, se remuer, faire des mouvements lascifs: Mipelipelika lalandava ny rambon' io alika io (La queue de ce chien remue continuellement) / Aza mipelipelika toy izany, rankizy (Enfants, ne vous remuez pas tant) [Abinal 1888]
   s'agiter, se remuer comme la queue d'un chien [Hallanger 1974]
Ohatra   Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [Andriamalala: Ranomasina, takila 72]
Ny bikany  
mipelipelika
nipelipelika
hipelipelika
mipelipeleha
Fitovian-keviteny   mipelika
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/06