Teny iditra mipintsampintsana (pintsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manifinify, mailaka, kingakinga [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipintsampintsana
Ny lasa : nipintsampintsana
Ny hoavy : hipintsampintsana
Tovy hevitra mipintsana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05