Teny iditra mipitika (pitika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray: Nipitika ny rano ha saiha voa aho
Miala tampoka dia mitsambikina: Nipitika ilay parosy teto ka tsy hitako izay nalehany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipitika
Ny lasa : nipitika
Ny hoavy : hipitika
Filaza mandidy : mipitiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20