Teny iditra mipitrapitra (pitrapitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijery amin' ny maso toa mampalahelo fa mangaihay: Nipitrapitra foana teo Ikoto nony lasa ny namany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipitrapitra
Ny lasa : nipitrapitra
Ny hoavy : hipitrapitra
Filaza mandidy : mipitrapitrà

Teny iditra mipitrapitrà (pitrapitra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipitrapitra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20