Teny iditra mipoapoaka (poapoaka (poaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Milelalela sy mipoapoaka ny ravim-pary ary mivaivay toa tsy ho lavenona tokoa anefa, dia zary tsy misy horaisina tsy entina am-bava rivotra. [2.470]
2ary raha hetsiketsehiny izany dia mitera-drivotra sy mipoapoaka tahaka ny fikopakopaky ny elatry ny vorona goavambe. [1.38]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipoapoaka
Ny lasa : nipoapoaka
Ny hoavy : hipoapoaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31