Teny iditra | mipoitra (poitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana avy ao anaty masonkoditra...: Misy rano mipoitra avy ato anatin' ity vato ity ~ Efa nipoitra ve ny bonibonin-janakao? Miposaka: Nipoitra avy tany atsinanana indrindra ny volana tamin' izay Miseho tampoka: Indro nipoitra avy tao anaty hady ilay mpangalatra (zavamaniry) Mitranga avy ao anaty tany: Efa nipoitra ny tsaramaso namboleko [1.1] | ||||||||
Miseho Azo avy amin'ny ... [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | émerger Dériver de ... [1.13] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mipoitra io | ||||||||
Fivaditsoratra | mipoitra, mpioitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |