Teny iditra | miporotsaka (porotsaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mianjera mitsoriaka, mikorotsaka: Loza fa niporotsaka ilay zaza nobabeny Mandositra: Varivariana ny mpiambina ka niporotsaka ilay jiolahy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | miporotsaka, mitsoropaka, mpitsoroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |