Teny iditra mipotraka (potraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mipotraka
nipotraka
hipotraka
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/03/15