Teny iditra mipotsaka (potsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivoaka ivelan' ny tranony: Mila hipotsaka ny masony
¶ Mivoaka, miseho avy ao: Misy nana mipotsaka avy ao omin' ny vay. / Mahatsiravina ny nahita ny taolana nipotsaka avy ao anatin' ny nofo
¶ Miarina, mivoaka avy ao am-pandriana: Tamin' ny telo maraina izy dia nipotsaka avy tao ampandriana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mipotsaka
nipotsaka
hipotsaka
mipotsaha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14