Teny iditra mira
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Bara, Tanosy] mitovy [Rakotosaona 1972]
   [Provincial] Mitovy: 3 ampiana 4 mira 7 [Rajemisa 1985]
   [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   identique, égal
¶ mira famantarana: même signe
¶ mira laharam-piovana: en phase. [Voambolana: Fizìka]
¶ mira mpanondro: même dénominateur. [Voambolana: Matematika: rafitrisa] [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra mira
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara] miray [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Mira
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana anglisy   Myra [Baiboly]
Famaritana frantsay   Myre [Baiboly]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/27