Teny iditra | mirabaka (rabaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miditra an-kasahiana, mitsofoka an-kasahiana izaitsizy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To plunge or sink in, as an ox, etc. getting into a covered hole; to be revealed, as a hole. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | S'introduire avec hardiesse, pénétrer dans, agir témérairement [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |