Teny iditra mira-bolana (ratra, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fotoana fihenan' ny volana; mihabanga na rava ny maha-boribory ny volana fenomanana [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31