Teny iditra miradarada (radarada)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lava (fiteny amin' ny nonon' omby) [1.1]
Ohatra E, ny tanako voageja, eny ranjoko voagadra, E, ny molotro aza maina reraka miradarada. [2.285]

Teny iditra miradarada (radarada (rada))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteniteny foana tsy misy antony, mirediredy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  mirada [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miradarada
Ny lasa : niradarada
Ny hoavy : hiradarada
Filaza mandidy : miradaradà
Tovy hevitra mirada

Teny iditra miradaradà (radarada (rada))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miradarada [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20