Teny iditra mirafitra (rafitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miraikitra, miady: Mirafitra tsara ny biriky amin' ity trano ity
Mikezaka, mimaso, mikely aina: Mirafitra amin' ny fianarana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To join together, to unite, to fit. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirafitra
Ny lasa : nirafitra
Ny hoavy : hirafitra
Filaza mandidy : mirafeta

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20