Teny iditra miraharaha (raharaha)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy
¶ Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo
¶ Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to consult, to deliberate, to do business. [Richardson 1885]
   to deliberate; to do business; to occupy oneself with something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer [Hallanger 1974]
Ohatra   mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [Andraina: Mitaraina, takila 185]
Endriteny  
miraharaha
niraharaha
hiraharaha
miraharahà

Teny iditra miraharahà (raharaha)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miraharaha [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

2013/05/06