Teny iditra miraikidraikitra (raikidraikitra (raikitra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Ilay tantara moa efa sarotra hazavaina rahateo, ny hoenti-manazava koa maizina sy miraikidraikitra tsy hita intsony. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miraikidraikitra, miraikidraikitr', miraikidraiki-, miraikidraikitry
Ny lasa : niraikidraikitra, niraikidraikitr', niraikidraiki-, niraikidraikitry
Ny hoavy : hiraikidraikitra, hiraikidraikitr', hiraikidraiki-, hiraikidraikitry

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08