Teny iditra miraiki-pitia
Singan-teny miraikitra ; fitia
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: tia
Ohatra Mitandrina ny fampianaranao ny fanahiko, ary miraiki-pitia amin'izany izy. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20