Teny iditra miraikitra (raikitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia
¶ Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to adhere, to stick to, to cleave to. [Richardson 1885]
   to stick to something [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   se coller, adhérer [Hallanger 1974]
Ohatra   Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny. [Andraina: Mitaraina, takila 16]
Ny bikany  
miraikitra
niraikitra
hiraikitra
miraiketa
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/06