Teny iditra miraingitra (raingitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra (zavajavatra betsaka tsy dia misy hilana azy loatra), mirongotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To carry, to bear (a burden). [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miraingitra
Ny lasa : niraingitra
Ny hoavy : hiraingitra
Filaza mandidy : miraingeta

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05