Teny iditra mirakitra (rakitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra
¶ Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita
¶ Mitana zavatra ka manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara ny lovany izy
¶ Mifono: Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to keep, to preserve, to hoard. [Richardson 1885]
 to save up, to preserve [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay thésauriser, amasser; conserver [Hallanger 1974]
Endriteny 
mirakitra
nirakitra
hirakitra
mirakèta
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra mirakitra ny tantarako. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 177]
Teny nalaina 

2013/05/06