Teny iditra mirakorako (rakorako)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka na mitsibolobolo: Nirakorako volo ny olona taloha rehefa misaona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be bony, to be large; to be in an unkempt state, as the hair. Comp. Rakaraka [1.2]
Ohatra Indreo Ramavo mianaka mirakorako volo miondrika mitomany, fa folak'andry niankinana. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirakorako
Ny lasa : nirakorako
Ny hoavy : hirakorako

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05