Teny iditra | miralemaka | |
Singan-teny | mira ; lemaka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny teboka telo A, B, C, tsy mifanitsy dia miralemaka [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Coplanaire [1.13] | |
Voambolana | Matematika: rafitsary | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |