Teny iditra miramarama (ramarama)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanosy] mihaingo [Rakotosaona 1972]
 Sady lava no matsilotsilo, tsokitsoky loha: Miramarama ny tandrok' ity omby ity
¶ Tonga misososososo, misasasasa: Niramarama erỳ izy niditra tao an-trano
¶ Mitondra haingo maro be sady lafo vidy: Avy nijery lanonana Randria; tsy nisy tsy niherika nahita azy niramarama
Mitovy hevitra: miangolavaitra ~ mihaingo ~ miramatra ~ miraratra ~ miravaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wear ostentatious ornaments. [Richardson 1885]

Teny iditra miramarama
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tonga maro hisakafo amin'ny famorana [Rakotosaona 1972]

2013/05/06