Teny iditra miramborambo (ramborambo (rambo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikirazorazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hang down like tails. Used when speaking of loose strings hanging down here and there. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Pendiller comme des franges [1.3]
Ohatra ny sisiny miramborambo kofehy Volamena. [2.649]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miramborambo
Ny lasa : niramborambo
Ny hoavy : hiramborambo

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08