Teny iditra miramirana (mirana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-dava io zazavavy io
Mitovy hevitra: miriadriaka ~ ravoravo ~ sariadriaka [Rajemisa 1985]
 falifaly, ravoravo [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay radieux [Abinal 1888 takila 442, SLP 1986]
 content, enjoué, réveillé [Abinal 1888 takila 442.fr]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra mirana
Ohatra 
1Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie) [Abinal 1888, takila 442]
2Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31