Teny iditra mirana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miran-dava io zazavavy io
Mitovy hevitra: miriadriaka ~ ravoravo ~ sariadriaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy happy, radiant, smiling [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay radieux [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 content, enjoué, réveillé [Abinal 1888]
 heureux, souriant [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra miramirana
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 9]

2019/04/18