Teny iditra miranga (ranga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsangana, miseho tampoka noho ny hatairana: Miranga ny sofiny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to appear, to become visible. [Richardson 1885]
Haiendriteny 
miranga
niranga
hiranga
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31