Teny iditra mirantsana (rantsana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Misy rantsana: Mirantsana fito ity fanaovanjiro ity [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy growing out into branches [Richardson 1885]
 to be divided into several arms or branches; to be pruned [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay être divisé en plusieurs branches; avoir des branches; être élagué [Hallanger 1974]
 être branchu, ramifié [Boiteau 1997]
Ohatra Ny Tahony dia malemy, mananika zavatra hafa, tsy mirantsana loatra, tsy misy volo, mamakitratra raahery ny hahavony. [Baron: Botany]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31