Teny iditra miraparapa (raparapa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mipelipelika tsy misy filaminana [Rakotosaona 1972]
 Mandeha na mamindra tsy mahita izay hodiavina ka mitsapatsapa; mandeha amin' ny maizina: Maty tampoka ny jiro ka niraparapa eran' ny trano aho
Mitovy hevitra: miapanapana ~ mipampana ~ mipapapapa ~ mipempena ~ mitsapatsapa
¶ Mandeha-mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokany, mandeha anjamba mitotototo, manao zavatra tsy voakendry: Niraparapa tany amiko izy taorian' ny nahavoazan-janany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to grope for or at things in the dark; to stagger as one groping about. [Richardson 1885]
Endriteny 
miraparapa
niraparapa
hiraparapa
miraparapà

Teny iditra miraparapa
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] dodona dia dodona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra miraparapà (raparapa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miraparapa [fitanisana]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]

2013/05/07