Teny iditra miraratra (raratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihaingo, miravaka, miramatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miraratra
niraratra
hiraratra
mirarata
Ohatra toy ny ampakarina miraratra ny firavany sarobidy. [Baiboly: 29:061:010/Izaia 61:10..]

2013/10/10