Teny iditra mirary soa
Singan-teny mirary ; soa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitso-drano am-pitiavana, maniry soa ho an' izay itenenana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19