Teny iditra miratoetra arazotra (mira, toetra, araka, zotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny tsy fiovan'ny toetra fizikan'ny zaka na aiza na aiza itodihany [SLP 1986]
Famaritana frantsay isotrope [SLP 1986]

2012/09/05