Teny iditra miratra (ratra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay décroître; se dit de la lune [Abinal 1888]
Voambolana 
Endriteny 
miratra
niratra
hiratra
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31