Teny iditra |
mirava
(rava)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro, [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To break up (of a meeting) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se séparer; se disperser après une réunion [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay.
[2.587]
|
2 | Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona.
[1.353]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mirava |
Ny lasa : |
nirava |
Ny hoavy : |
hirava |
Filaza mandidy : |
miravà |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
miravà
(rava)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirava
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|