Teny iditra | miraviravy tanana | |
Singan-teny | miraviravy ; tanana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kivy, diso fanantenana, gaina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To be discouraged, to give up [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Se décourager; être oisif [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |