Teny iditra miravona (ravona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Voatototra ka manjary mitovy tantana; tsy misy avo sy iva; voalamaka; mitovy: Efa miravona izao ny tokotany ka hatsangana amin' izay ny trano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miravona
Ny lasa : niravona
Ny hoavy : hiravona
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05