Teny iditra miray (iray)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mikambana: Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an' ireny aho
¶ Miombona zavatra tokana: Miray trano Rakoto sy ny zaodahiny (io hevitra io no hita amin' ny fombam-pitenenana maro toy ny hoe: miray hevitra, miray saina, miray tetika, miray fo, miray asa, miray dia...)
¶ Mikambana amin' ny fanambadiana
¶ Manao tokantranomaso, izany hoe miara-mitoetra tsy araka ny fanambadiana ara-dalàna: Efa telo tanàna izy roa ireo no niray
Mitovy hevitra: mikambana ~ miombona ~ mitambatra ~ mivondrona [Rajemisa 1985]
   mivady [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   see Iray [Richardson 1885]
   to be united; to be of one mind [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   s'unir, être unis; être d'accord [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   s'accoupler [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
miray
niray
hiray
miraisa
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/30