Teny iditra mirebareba (rebareba)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitaritarika amin' ny tany: Tianao ve ny akanjo mirebareba
Mitondra akanjo lava mitaritarika: Nisy olona mirebareba nitady anao tao [1.1]
Ohatra Manaiky azy tsara I Mavolahy, ombin-tsarety nahazoan-drainy aretina ary tena tambanivohi-dahy tokoa amin' izato lamba asampim-bozona tsy tiana ialana, ny malabary mirebareba toa mahalehibe azy sahady, ary ny satroka penjy be sofina mihofahofa. [2.470]

Teny iditra mirebareba
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Midedadeda [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20