Teny iditra mirebika antsan' olona
Singan-teny mirebika ; antsa ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandihy mandritra ny ihiran' ny sasany
Miara-paly amin' izay mifaly [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19