Teny iditra miredaka (redaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirehitra misy lelafo mijoalajoala: Tsy ampy toy inona, dia niredaka ilay trano tafo bozaka teo akaiky [1.1]
 Mirehitra be [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Enflammer [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miredaka
Ny lasa : niredaka
Ny hoavy : hiredaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20