Teny iditra miredona (redona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maneno miaraka: Miredona ny konseritra
¶ Mihira na mikiakiaka mafy indray miaraka: Raha vao niditra ny mpampianatra, dia indray niredona niarahaba azy ny mpianatra [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Haiendriteny 
miredona
niredona
hiredona
mirena
Ohatra Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 18]

Teny iditra miredòna (redona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miredona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31