Teny iditra mirefodrefotra (refodrefotra (refotra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mitsetsatsetsa
Ohatra Nony nangina ny mpikabary, akoralava sy tehaka mirefodrefotra no navalin' ny miaramilam-potaka azy. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirefodrefotra
Ny lasa : nirefodrefotra
Ny hoavy : hirefodrefotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20